Buy
Madagascar
Books

www.madagascar-library.com
Jump to
Random
Page!
Home About the Collection Contact Donations Search
Front Cover
Rakibolana malagasy
See all 6 images below
Search Madagascar Library

Advanced Search
Author: Régis Rajemisa-Raolison.
Language: Malagasy
No. of Pages: 1061
Dimensions: 164mm x 219mm x 49mm

Item Identification Code (UID#): 1234
Shelving Location: General Works
Purchase Date: 10 October 2007
Purchased From: Log In to view this
Price Paid: Log In to view this

Rakibolana malagasy

[Malagasy Encyclopedia]
Ambozontany (1985).
Hardcover Book with Dust Jacket

Malagasy illustrated encyclopedia/dictionary with approximately 32,000 entries.

About the Author from the Back Cover

Teraka tamin'ny 8 Mey 1913 tany Antsiranana raha niasa nanao raharaham-panjakana tany rainy sy reniny: Edouard Rajemisa sy Victoire Razaivelo, fa ny tany fiaviany dia Ambatoroka sy Ankadindambo-Ambohimangakely (Antananarivo) ihany.

Mpampianatra no raharaha nosafidiny. Ka raha vao nahatapitra ny fianarana ambaratonga faharoa izy (1931), dia nirotsaka tamin'ny fampianarana, ka tao amin'ny Misiona katolika Manjakandriana aloa (1932), dia tao amin'ny Kolejy Masi-Misely nampanomana CESD (1933-1942), dia tao amin'ny Kolejy iray tsy miankina: Institution Vigny (1943-1946), ary niverina indray tao amin'ny Kolejy Masi-Misely, fa tamin'ny fampianarana ambaratonga faharoa (1947-1957). Voaray hanao raharahan'ny Chef de cabinet tao amin'ny Ministeran'ny Fahasalamana izy (1957-1958), ary dia tafajanona tamin'ny fanjakana (sampana fampianarana) ka nomena toeran'ny mpiandraikitra lefitra tamin'ny sampan-draharaha iray vaovao (Centre d'études et d'information sur la langue et la civilisation malgaches), sady nampianatra sy niasa teny amin'ny Oniversite sy tamin'ny Lycées (1959-1973).

Raim-pianakaviana izy tamin'ny taona 1942, nampakatra ho vadiny an-dRamatoa Julienne Razanajao, izay nanampy azy fatratra hatrany tamin'ny fanomezana hery sy torohevitra. Niteraka dimy izy mivady ary telo ambin'ny folo ny zafikeliny ankehitriny.

Tsy mpampianatra ihany anefa izy, fa mpanoratra ihany koa; maro karazana ireo boky nandaniany ron-doha tao anatin'ny dimampolo taona satria tamin'ny taona 1935 no nanoratany voalohany.

Fikambanana misy azy
Union des Poètes et Ecrivains Malgaches: filohan'ny Fikambanana izy hatramin'ny taona niorenany (1952); Académie Malgache (hatramin'ny 1957); ankehitriny, Filoha lefitra amin'ny maha-Filohan'ny Sokajy voalohany azy.

Mari-boninahitra aman-pankasitrahana
Chevalier de l'Ordre du Mérite de Madagascar 1962
Mari-Pankasitrahana avy amin'ny Ministeran'ny Fanolokoloana sy Zavakanto Revolisionera 1981
Officier de l'Ordre des Arts et des Lettres (République française) 1981
Chevalier de l'Ordre National 1964
Officier de l'Ordre National 1978
Commandeur de l'Ordre National 1983

Contents

  • Fanolorana
  • Ala saron-teny
  • Fanafohezana
  • Fomba nitondrana ny fanoratana ny Rakibolana
    • Fanoroana ny fampiasana ny Rakibolana
    • Fanazavana ny nanoratana ny teny sasantsasany ato amin'ny Rakibolana
    • Ireo Rakibolana teo aloha
  • Fankasitrahana
  • A–Z

Condition of Item

Very good.

Refer to the glossary for definitions of terms used to describe the condition of items.

Categories

Acknowledgement

This item was kindly donated to the Madagascar Library collection by Sally Crook.
BUY FROM AMAZON.COM
Browse 100s More Titles in our Madagascar Book Store

Photographs of the Item (Total: 6)

 Click image to see larger:
Front Cover: Rakibolana malagasy Back Cover: Rakibolana malagasy Front Flap: Rakibolana malagasy Back Flap: Rakibolana malagasy Front Endpaper: Rakibolana malagasy
Front Cover Back Cover Front Flap Back Flap Front Endpaper
Back Endpaper: Rakibolana malagasy        
Back Endpaper        
© 2006–2024 Daniel Austin
Home | About the Collection | Contact | Donations | Search