Buy
Madagascar
Books

www.madagascar-library.com
Jump to
Random
Page!
Home About the Collection Contact Donations Search
Front Cover
Ireo Sahona Tandindomin-doza Eto Madagasikara
See both images below
Search Madagascar Library

Advanced Search
Authors: Franco Andreone, Mike Bungard, and Karen Freeman.
Additional Contributors: Toby Marsden, Nirhy Rabibisoa, Herilala Randriamahazo, Christian J. Randrianantoandro, and Roma Randrianavelona.
ISBN-10: 88-86041-73-X (888604173X)
ISBN-13: 978-88-86041-73-7 (9788886041737)
Language: Malagasy
No. of Pages: 32

Item Identification Code (UID#): 1501
Shelving Location: Natural History: Fauna
Estimated Value: £5.00
Log In to Edit this page

Ireo Sahona Tandindomin-doza Eto Madagasikara

[Threatened Frogs of Madagascar]
Museo Regionale di Scienze Naturali, Torino (2009).
Stapled Booklet

Foreword from Page 3

Ny fikasanay dia ny hanome fahalalàna fototra momba ny fiarovana ny sahona eto Madagasikara. Noho ireo sahona maherin'ny 235 karazana hita ao aminy, i Madagasikara dia iray amin'ireo toerana tena manankarena sahona eran'izao tontolo izao. Ireo sahona ireo anefa dia mijaly noho ireo karazana loza mitatao maro samihafa, anisan'izany ny fahasimbana sy fahalotoan'ny toeram-ponenany, ny fahapotehan'ny ala voajanahary ary ny fakà-na azy ireny hamatsiana ny tsena iraisam-pirenena ho an'ny biby fitahiry zary namana. Noho ireo toe-javatra ireo dia nikarakara atrik'asa lehibe iray manokana izahay ho an'ny sahona malagasy ny volana septambra 2006. Ny ACSAM (A Conservation Strategy for the Amphibians of Madagascar) na ny Paikady Fiarovana ny Sahona eto Madagasikara dia namariparitra fepetra mafonja ahafahana manatontosa sy manamora ny fiarovana ny sahona malagasy. Isan'ireo voafaritra ho tena misongadina indrindra tamin'izy ireo, ny anjara toeran'ny fanabeazana sy ny fanapariahana eo anivon'ny vahoaka.

Ity boky ity izay natao ho an'ny sarababem-bahoaka dia nosoratana tamin'ny tenim- pirenena maro ary kendrena indrindra hitondra tsiri- pahalalana. Natonta izy ity mba haneho ny hakanto sy ny maha zava-dehibe ireo biby ireo: ny sahona izany, izay mitady ho lany tamingana manerana an'izao tontolo izao ary isan'ireo biby manana hazondamosina izay tena tandindomin- doza tokoa. Ity bokikely ity dia tsy fitaovana enti-mamantatra ny karazana biby na koa boky siantifika na dia nosoratana tamin'ny fomba entitra aza. Manantena izahay fa eo ampijerena ireo sary mahafinaritra ny mpamaky dia ho tonga mpankafy sy mpiahy ireo sahon'i Madagasikara ireo ary hanampy anay amin'ny fiarovana azy ireo.

Foreword from Page 3 (English Translation)

Our intention is to provide some basic information on the conservation of the highly diverse and threatened amphibians of Madagascar. With more than 235 species of frogs found only in Madagascar, the island is one of the richest "froggy" places in the world. The frogs of Madagascar, however, suffer from a series of threats, including habitat alteration, deforestation, pollution and collection for the pet-trade. Therefore, in September 2006 a symposium specifically dedicated to the conservation of the Malagasy amphibians was held in Antananarivo, Madagascar. The ACSAM (A Conservation Strategy for the Amphibians of Madagascar) identified several essential measures necessary for promoting the conservation of Malagasy frogs. Among these, education and public awareness play an important role.

This booklet, aimed at a wide audience and written in different languages, is intended to show the beauty and importance of these animals, the amphibians, that are disappearing all around the world and are one of the most endangered vertebrates. It is not intended to be an identification manual or a scientific book, although it has been written in a scientific way. We hope that looking at its beautiful photographs the reader will fall in love with the Malagasy frogs, and will help us in their protection.

About the Collaborative Organisations (from page 31)

Ny Amphibian Specialist Group (ASG) dia tambajotra ivondronan'ireo matianina amin'ny fiarovana izay miasa ao anatin'ny sehatry ny IUCN mba hanome vahana ireo asa fikarohana momba ny sahona sy ny fiarovana azy eo amin'ny sehatra iraisam-pirenena. Tanjona ho an'ny ASG ny manamora ny fiarovana ireo sahona amin'ny alalan'ny famporisihana, ny fampandrosoana ary ny fanatanterahana ireo fandaharan'asa manokana momba ny sahona sy ny toerana izay iainan'izy ireo. Ny ASG dia namoaka ny Lamin'Asam-Piarovana ny Sahona na "Amphibian Conservation Action Plan" (ACAP), laminasa iray mandritra ny 5 taona mba hampijanonana ny krizy amin'ny faharinganan'ireo sahona. Azo tsidihina ao amin'ny tranokala www.ampibians.org ny ACAP.

Ny Conservation Strategy for the Amphibians of Madagascar (ACSAM) dia tetik'asa novolavolaina mba ahazoana miaro ireo sahona eto Madagasikara. Ny ACSAM dia mampiseho koa ezaka goavana izay dingana iray manandanja hanamorana ny ACAP eo amin'ny ambaratonga nasionaly. Ny ACSAM dia manana ny herijika ho alain-tahaka amin'ny fampandrosoana ireo lamin'asam-pirenena ho fikajiana ireo sahona any amin'ireo toerana hafa amin'izao tontolo izao. Ireo vaovao momba ny ACSAM dia hita sy avaozina hatrany ao amin'ny tranokala www.sahonagasy.org.

About the Collaborative Organisations (from page 31, English Translation)

The Amphibian Specialist Group (ASG) is a network of conservation professionals working within the IUCN/SSC framework to promote amphibian research and conservation worldwide. The ASG strives to raise amphibian conservation to the next level by stimulating, developing, and executing practical programs to conserve amphibians and their habitats around the world. The ASG has recently published the "Amphibian Conservation Action Plan" (ACAP), a comprehensive five-year plan designed to halt the current extinction crisis. The ACAP can be downloaded for free from www.amphibians.org. This plan represents a template for amphibian conservation at all scales from global to local scale.

A Conservation Strategy for the Amphibians of Madagascar (ACSAM) is a project designed to achieve the conservation of the amphibians of Madagascar. ACSAM is a monumental effort by committed individuals that represents an important step forward in implementing the ACAP at the national level. The ACSAM has the potential to serve as a model for developing National Action Plans for amphibian conservation in many other parts of the world. News about the ACSAM can be downloaded at www.sahonagasy.org.

Contents

  • Fampidirana [Foreword]
  • Madagasikara [Madagascar]
  • Fahasamihafana Mahatalanjona [Amazing Diversity]
  • Ireo Loza Mitatao [Threats]
  • Holatra Mandripaka Aina [A Frog-killing Fungus]
  • Ny Fihinanana Sahona [Amphibians as Bush-meat]
  • Ny Varotra Ivelany [The Pet Trade]
  • Fianarana sy Asa Fikarohana [Research]
  • Fiarovana [Conservation]
  • Fifandraisana [Contacts]

Notes

  • This booklet is also published in English, Italian, and French.

Categories

BUY FROM AMAZON.COM
Browse 100s More Titles in our Madagascar Book Store

Photographs of the Item (Total: 2)

 Click image to see larger:
Front Cover: Ireo Sahona Tandindomin-doza Eto Ma... Back Cover: Ireo Sahona Tandindomin-doza Eto Ma...      
Front Cover Back Cover      
© 2006–2024 Daniel Austin
Home | About the Collection | Contact | Donations | Search